TONGA SOA

Jean-Louis Gaillard
Ny pasitera Jean-Louis Gaillard dia mamokatra programa ho an’ny fahitalavitra sy radio any amin’ny firenena Kristiana manerana izao tontolo izao. Ny tantarany dia nalaina tamin’ny radio sy ny fahitalavitra ary natao henoina isan’andro mandritra ny herintaona.
Ny ankamaroan’ny tantara dia marina na tsindrimandry avy amin’ny zava-misy marina ary mikasa ny hamporisika ny mpino amin’ny diany kristianina. Mankafizà fihainoana ary Andriamanitra hampahery anao!
horonan-tsary
AUDIO
Fanoharana
TANTARA AN-TSARY
TOHANO IZAHAY
Amin’ny maha fikambanana tsy mitady tombom-barotra anay (Fikambanana Le Témoignage), dia miankina amin’ny fanomezana izahay entina manatanteraka ny asa ataonay.
Ny fanomezana dia ahafahanay mandefa amin’ny onjam-peo,mandika soratra ny tantara any amin’ny trano mpanao izany manokana, mandoa ny karaman’ny mpandika teny manam-pahaizana amin’izany, sns…